2 Corinthians 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa amin’izao ankehitriny izao, ny haben’ny harenanareo no hahafaka ny fahantran’ireo ary ny haben’ny haren’ireo kosa no hahafaka ny fahantranareo mba hampisy fitoviana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izao fotoana izao aloha, ny ambim-bavanareo no hanentsina ny tsy ampy amin’izy ireo; dia toy izany koa, ny ambim-bavan’izy ireo no hameno ny tsy anananareo kosa; ary amin’izany dia hisy fitoviana, araka ny voasoratra hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izao ankehitriny izao, dia manam-be ianareo mba hanafa-pahasahiranana azy ireo. Any kosa andro hahatonga azy ireo hanam-be mba hanafa-pahasahiranana anareo. Amin’izany no hisian’ny fitoviana,
Malagasy Bible 1865
fa ny mba hisy fitoviana, ka amin'izao ankehitriny izao ny haben'ny harenareo no hahafaka ny alahelon'ireo, ary ny haben'ny haren'ireo kosa no hahafaka ny alahelonareo, mba hisy fitoviana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa amin’izao ankehitriny izao, ny haben’ny harenanareo no hahafaka ny fahantran’ireo ary ny haben’ny haren’ireo kosa no hahafaka ny fahantranareo mba hampisy fitoviana,
malagasy
fa ny mba hisy fitoviana, ka amin'izao ankehitriny izao ny haben'ny harenareo no hahafaka ny alahelon'ireo, ary ny haben'ny haren'ireo kosa no hahafaka ny alahelonareo, mba hisy fitoviana,