2 Corinthians 8:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny voasoratra hoe: «Ny nanangona be dia tsy nanana amby ary ny nanangona kely dia tsy nanana ny tsy ampy» (Eks 16.18).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nanangona be tsy nanana ambiny; ny nanangona kely, tsy nanana tsy ampy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Izay nanangona be tsy nanana amby, ary izay nanangona kely tsy nanana ny tsy ampy.»
Malagasy Bible 1865
araka ny voasoratra hoe: Ny nanangona be tsy nanana amby, ary ny nanangona kely tsy nanana ny tsy ampy (Eks. 16. 18).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny voasoratra hoe: «Ny nanangona be dia tsy nanana amby ary ny nanangona kely dia tsy nanana ny tsy ampy» (Eks 16.18).
malagasy
araka ny voasoratra hoe: Ny nanangona be tsy nanana amby, ary ny nanangona kely tsy nanana ny tsy ampy (Eks. 16. 18).