2 Corinthians 8:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa isaorana anie Andriamanitra izay nanome izany fahazotoana izany koa ho ao am-pon’i Titosy ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie Andriamanitra, fa nalatsany ao am-pon’i Tito koa ho anareo izany fahazotoana izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana anie Andriamanitra Izay nahatonga an’i Tito ho mazoto miasa ho anareo tahaka ny ataonay koa!
Malagasy Bible 1865
Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome fahazotoana ho ao am-pon'i Titosy ho anareo mitovy amin'ny ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa isaorana anie Andriamanitra izay nanome izany fahazotoana izany koa ho ao am-pon’i Titosy ho anareo.
malagasy
Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome fahazotoana ho ao am-pon'i Titosy ho anareo mitovy amin'ny ahy.