2 Corinthians 8:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanaiky ny fangatahanay izy sady efa nazoto rahateo izy, koa an-tsitrapo no nandehanany nankany aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria sady nanaiky ny fiangavianay izy no nazoto rahateo koa; ka an-tsitrapo tokoa no nankanesany any aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaiky ny fiangavianay azy i Tito; nefa tena nazoto rahateo izy, ka dia nahim-pony no nankanesany tany aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa nanaiky ny fangatahanay ihany izy, nefa nazoto rahateo, ka sitrapony ihany no nandehanany nankany aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanaiky ny fangatahanay izy sady efa nazoto rahateo izy, koa an-tsitrapo no nandehanany nankany aminareo.
malagasy
Fa nanaiky ny fangatahanay ihany izy, nefa nazoto rahateo, ka sitrapony ihany no nandehanany nankany aminareo.