2 Corinthians 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay rahalahy izay re laza any amin’ny fiangonana rehetra noho ny amin’ny Filazantsara, io no nirahinay hiaraka aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady nirahinay hiaraka aminy koa ilay havana iray finoana izay malaza amin’ny Eglizy rehetra amin’ny fitoriana ny Evanjely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalefanay hiaraka aminy koa ilay rahalahy derain’ny Fiangonana rehetra amin’ny asa fitoriana ny Vaovao Mahafaly;
Malagasy Bible 1865
Ary ilay rahalahy izay nalaza amin'ny filazantsara any amin'ny fiangonana rehetra no nirahinay hiaraka aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay rahalahy izay re laza any amin’ny fiangonana rehetra noho ny amin’ny Filazantsara, io no nirahinay hiaraka aminy;
malagasy
Ary ilay rahalahy izay nalaza amin'ny filazantsara any amin'ny fiangonana rehetra no nirahinay hiaraka aminy;