2 Corinthians 8:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mitandrina izahay mba tsy hisy hanome tsiny anay amin’izao harena be voangona sy tantananay izao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izahay no manao izany koa, dia ny mba tsy hahazoan’ny olona manome tsiny anay amin’izao famoriam-be ikezahanay izao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremanay mba tsy hisy hanome tsiny anay amin’izao famoriana vola be ilofosanay izao:
Malagasy Bible 1865
Ary mitandrina izahay mba tsy hisy hanome tsiny anay amin'izao harena be angoninay izao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mitandrina izahay mba tsy hisy hanome tsiny anay amin’izao harena be voangona sy tantananay izao;
malagasy
Ary mitandrina izahay mba tsy hisy hanome tsiny anay amin'izao harena be angoninay izao;