2 Corinthians 8:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa mikatsaka ny hanao ny tsara izahay, tsy eo imason’ny Tompo ihany fa eny imason’ny olona koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy ny soa eo imason’Andriamanitra ihany no kendrenay, fa ny soa eo imason’ny olombelona koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria mikendry hanao ny tsara izahay, tsy eo anatrehan’ny Tompo ihany, fa eo anatrehan’ny olona koa.
Malagasy Bible 1865
fa miomana hanao izay mahamendrika izahay, tsy eo imason'ny Tompo ihany, fa eny imason'ny olona koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa mikatsaka ny hanao ny tsara izahay, tsy eo imason’ny Tompo ihany fa eny imason’ny olona koa.
malagasy
fa miomana hanao izay mahamendrika izahay, tsy eo imason'ny Tompo ihany, fa eny imason'ny olona koa.