2 Corinthians 8:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny amin’i Titosy dia namako izy sady mpiara-miasa amiko eo aminareo; ary ireo rahalahinay dia iraky ny fiangonana izy ireo sady voninahitr’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny amin’i Tito aloha, dia namako sy mpiara-miasa amiko ho anareo izy; ary ny amin’ireo havana iray finoana kosa indray, dia iraky ny Eglizy sy voninahitr’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny amin’i Tito, dia namako izy sady mpiara-miasa amiko ho fanasoavana anareo; fa iretsy roa lahy rahalahinay kosa dia irak’ireo Fiangonana ary miasa ho voninahitr’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Raha ny amin'i Titosy, dia namako izy sady mpiara-miasa amiko ho anareo; ary ireo rahalahinay, dia iraky ny fiangonana izy sady voninahitr'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny amin’i Titosy dia namako izy sady mpiara-miasa amiko eo aminareo; ary ireo rahalahinay dia iraky ny fiangonana izy ireo sady voninahitr’i Kristy.
malagasy
Raha ny amin'i Titosy, dia namako izy sady mpiara-miasa amiko ho anareo; ary ireo rahalahinay, dia iraky ny fiangonana izy sady voninahitr'i Kristy.[Gr.apostoly]Koa amin'izany asehoy aminy eo imason'ny fiangonana ny famantarana mahamarina ny fitiavanareo sy ny reharehanay ny aminareo.