2 Corinthians 8:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany dia asehoy aminy eo imason’ny fiangonana ny famantarana mahamarina ny fitiavanareo sy ny reharehanay ny aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa asehoy aminy eo anatrehan’ny Eglizy ny mariky ny fitiavanareo azy, ary aza manome tondro maso anay, fa voalazanay tamin’izy ireo ho reharehanay ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa asehoy azy telo lahy fa tia azy tokoa ianareo, mba ho fantatr’ireo Fiangonana fa rariny raha ataonay reharehanay ianareo.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany asehoy aminy eo imason'ny fiangonana ny famantarana mahamarina ny fitiavanareo sy ny reharehanay ny aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany dia asehoy aminy eo imason’ny fiangonana ny famantarana mahamarina ny fitiavanareo sy ny reharehanay ny aminareo.
malagasy
Koa amin'izany asehoy aminy eo imason'ny fiangonana ny famantarana mahamarina ny fitiavanareo sy ny reharehanay ny aminareo.