2 Corinthians 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa vavolombelona aho fa araka ny zakany, eny, mihoatra noho ny zakany aza, sady araka ny sitrapony ihany, no nanomezany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vavolombelona aho fa an-tsitrapo tokoa no nahafoizany araka izay zakany, eny mihoatra noho izay zakany aza,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vavolombelona nahita aho fa nanome araka izay zakany ry zareo, eny mihoatra noho izay zakany aza; nahim-pony
Malagasy Bible 1865
Koa vavolombelona aho fa araka ny zakany, eny, mihoatra noho ny zakany aza, sady araka ny sitrapony ihany, no nanomezany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa vavolombelona aho fa araka ny zakany, eny, mihoatra noho ny zakany aza, sady araka ny sitrapony ihany, no nanomezany,
malagasy