2 Corinthians 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady nangataka mafy taminay koa izy mba havelanay hikambana amin’izany fanompoana ho an’ny olona masina izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa niangavy mafy taminay izy mba hanana anjara amin’izany fanampiana ny olo-masina izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no niangaviany mafy taminay mba hahazo tombon-tsoa handray anjara amin’ny fanasoavana ny vahoakan’Andriamanitra any Jodea.
Malagasy Bible 1865
sady nangataka mafy taminay koa izy mba havelanay hikambana amin'izany fanompoana ho an'ny olona masina izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady nangataka mafy taminay koa izy mba havelanay hikambana amin’izany fanompoana ho an’ny olona masina izany;
malagasy
sady nangataka mafy taminay koa izy mba havelanay hikambana amin'izany fanompoana ho an'ny olona masina izany;