2 Corinthians 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy araka ny nantenainay, fa ny tenany no natolony ho an’ny Tompo aloha, dia izay vao ho anay koa noho ny sitrapon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia sady nahatò ny fanantenanay izy no nitolo-tena amin’ny Tompo aloha, vao taminay koa, noho ny fahasoavan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao mihoatra noho izay nantenainay izy ireo, fa nanolo-tena ho an’ny Tompo aloha, ary ho anay koa noho ny sitrapon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
ary tsy araka ny nantenainay, fa ny tenany no natolony ho an'ny Tompo aloha, dia ho anay koa noho ny sitrapon'Andriamanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy araka ny nantenainay, fa ny tenany no natolony ho an’ny Tompo aloha, dia izay vao ho anay koa noho ny sitrapon’Andriamanitra.
malagasy
ary tsy araka ny nantenainay, fa ny tenany no natolony ho an'ny Tompo aloha, dia ho anay koa noho ny sitrapon'Andriamanitra;