2 Corinthians 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa dia nangataka an’i Titosy izahay mba hamita izany asa fanasoavana izany eo aminareo koa, araka ny efa nanombohany azy teo aloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no niangavianay an’i Tito mba hanatanteraka izany fahasoavana izany atỳ aminareo, noho izy efa nanomboka izany rahateo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka dia niangavianay i Tito hankatỳ aminareo hahatomombana izany asa fanasoavana izany, araka ny efa nanombohany azy teo aloha.
Malagasy Bible 1865
ka dia nangataka an'i Titosy izahay mba hahatanteraka izany fahasoavana izany eo aminareo koa, araka ny efa nanombohany azy teo aloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa dia nangataka an’i Titosy izahay mba hamita izany asa fanasoavana izany eo aminareo koa, araka ny efa nanombohany azy teo aloha.
malagasy
ka dia nangataka an'i Titosy izahay mba hahatanteraka izany fahasoavana izany eo aminareo koa, araka ny efa nanombohany azy teo aloha.