2 Corinthians 9:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny amin’ny fahafoizam-pananana ho an’ny olona masina dia tsy misy tokony hanoratako aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny amin’ny fiantrana ho an’ny olomasina, dia ambiny fotsiny no anoratako aminareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Momba ny fanampiana ho an’ny vahoakan’Andriamanitra any Jodea, dia tsy misy tokony hanoratako aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny amin'ny fiantrana ho an'ny olona masina, dia tsy misy tokony hanoratako aminareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny amin’ny fahafoizam-pananana ho an’ny olona masina dia tsy misy tokony hanoratako aminareo.
malagasy
Fa ny amin'ny fiantrana ho an'ny olona masina, dia tsy misy tokony hanoratako aminareo;[Gr. fanompoana]