2 Corinthians 9:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay manome voa ho an’ny mpamafy sy mofo hohanina dia hanome sy hahamaro ny voa afafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay manome ny mpamafy ny voa hafafy sy ny hanin-kohaniny, no hanome anareo koa ny voa hafafy sy hampitombo azy, ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra, Izay miantoka masomboly ho an’ny mpamafy sy hanin-kohanina, no hiantoka masomboly ho anareo sy hampitombo azy, ka hampamokatra be dia be ny asa fiantrana ataonareo.
Malagasy Bible 1865
Ary Izay manome voa ho an'ny mpamafy sy mofo hohanina dia hanome sy hahabe ny voa afafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay manome voa ho an’ny mpamafy sy mofo hohanina dia hanome sy hahamaro ny voa afafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo,
malagasy
Ary Izay manome voa ho an'ny mpamafy sy mofo hohanina dia hanome sy hahabe ny voa afafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo,