2 Corinthians 9:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fanaovana izany fanompoam-pivavahana izany dia tsy mahafa-pahasahiranana ny olona masina ihany fa mahabe ny fisaoran’ny maro an’Andriamanitra koa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny fanaovana izany asa masina izany, dia sady hahatondraka izay ilain’ny olo-masina no hahabe ny fisaorana an’Andriamanitra koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria ny fanaovana izao asa famoriam-bola izao dia tsy hoe mahafa-pahasahiranana ny vahoakan’Andriamanitra any Jodea fotsiny, fa mahabe ny fisaoran’ny maro an’Andriamanitra koa.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fanaovana izany fanompoam-pivavahana izany dia tsy mahafaka ny alahelon'ny olona masina ihany, fa mahabe ny fisaoran'ny maro an'Andriamanitra koa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fanaovana izany fanompoam-pivavahana izany dia tsy mahafa-pahasahiranana ny olona masina ihany fa mahabe ny fisaoran’ny maro an’Andriamanitra koa,
malagasy
Fa ny fanaovana izany fanompoam-pivavahana izany dia tsy mahafaka ny alahelon'ny olona masina ihany, fa mahabe ny fisaoran'ny maro an'Andriamanitra koa,