2 Corinthians 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary amin’ny vavaka ataony ho anareo dia maneho fitiavana anareo izy noho ny haben’ny fahasoavan’Andriamanitra aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hivavaka ho anareo koa izy, fa tia sy mankamamy anareo erỳ, noho ny haben’ny fahasoavan’Andriamanitra ao aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hivavaka ho anareo izy rehetra, fa ankamamiany tokoa ianareo satria nihoa-pampana ny fahasoavana nomen’Andriamanitra anareo.
Malagasy Bible 1865
ary amin'ny fangatahany ho anareo dia manina anareo izy noho ny haben'ny fahasoavan'Andriamanitra aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary amin’ny vavaka ataony ho anareo dia maneho fitiavana anareo izy noho ny haben’ny fahasoavan’Andriamanitra aminareo.
malagasy
ary amin'ny fangatahany ho anareo dia manina anareo izy noho ny haben'ny fahasoavan'Andriamanitra aminareo.Isaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany tsy azo tononina.