2 Corinthians 9:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany tsy hay tononina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany tsy haim-bava lazaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany tsy hay visavisaina!
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany tsy azo tononina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany tsy hay tononina.
malagasy
Isaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany tsy azo tononina.