2 Corinthians 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa naniraka ireo rahalahy ireo ihany aho, fandrao ho foana ny reharehanay ny aminareo amin’izany zavatra izany, fa mba ho vonona tanteraka ianareo araka izay voalazako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirahiko ihany anefa ireo rahalahy ireo, mba tsy ho foana ny reharehako ny aminareo amin’izany, fa mba ho vonona araka ny efa voalazako tokoa ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa dia nalefako ho any aminareo ihany ireto rahalahy ireto mba tsy ho foana ilay reharehanay ny aminareo momba izany; sàtriko ho vonona tokoa ianareo, araka izay voalazako.
Malagasy Bible 1865
Kanefa naniraka ireo rahalahy ireo ihany aho, fandrao dia ho foana ny reharehanay ny aminareo amin'izany zavatra izany, mba ho vonona ianareo araka izay nolazaiko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa naniraka ireo rahalahy ireo ihany aho, fandrao ho foana ny reharehanay ny aminareo amin’izany zavatra izany, fa mba ho vonona tanteraka ianareo araka izay voalazako.
malagasy
Kanefa naniraka ireo rahalahy ireo ihany aho, fandrao dia ho foana ny reharehanay ny aminareo amin'izany zavatra izany, mba ho vonona ianareo araka izay nolazaiko,