2 Corinthians 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazaiko: Izay mamafy kely dia kely no hojinjainy; fa izay mamafy be dia be kosa no hojinjainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no izy: izay mamafy kely dia hijinja kely, ary izay mamafy be dia hijinja be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no tsarovy: izay mamafy kely dia hijinja kely; izay mamafy be dia hijinja be.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazaiko: Izay mamafy kely, dia kely no hojinjany; fa izay mamafy be, dia be kosa no hojinjany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazaiko: Izay mamafy kely dia kely no hojinjainy; fa izay mamafy be dia be kosa no hojinjainy.
malagasy
Fa izao no lazaiko: Izay mamafy kely, dia kely no hojinjany; fa izay mamafy be, dia be kosa no hojinjany.