2 John 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona mankeo aminareo ka tsy mitondra izao fampianarana izao, aza mampiantrano azy na miarahaba azy akory;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy olona tonga ao aminareo, ka tsy mitondra izao fampianarana izao, dia aza mandray azy ao an-tranonareo na miarahaba azy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olona tonga ao aminareo, ka tsy mitondra izao fampianarana izao, dia aza mampiantrano azy na miarahaba azy akory;
Malagasy Bible 1865
Raha misy olona mankeo aminareo ka tsy mitondra izao fampianarana izao, aza mampiantrano azy na miarahaba azy akory;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona mankeo aminareo ka tsy mitondra izao fampianarana izao, aza mampiantrano azy na miarahaba azy akory;
malagasy