2 John 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manana zavatra maro hosoratana aminareo aho, nefa tsy tiako hatao amin’ny taratasy sy ny ranomainty izany; fa manantena ho tonga atỳ aminareo aho ka hiteny mifanatrika mba ho tanteraka ny fifalianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manan-javatra maro hosoratana aminareo aho fa tsy tiako atao an-taratasy na amin’ny ranomainty izany, fa ho any aminareo aho, ka dia hiteny mifanatrika aminareo, mba ho feno ny hafalianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manan-javatra maro hosoratana aminareo aho, nefa tsy tiako hatao amin’ny taratasy sy ny ranomainty izany. Fa manantena ho tonga atỳ aminareo aho ka hiresaka mifanatrika aminareo, mba ho feno ny hafaliantsika.
Malagasy Bible 1865
Manana zavatra maro hosoratana aminareo aho, nefa tsy tiako hatao amin'ny taratasy sy ny ranomainty izany; fa manantena ho tonga atỳ aminareo aho ka hiteny mifanatrika, mba ho tanteraka ny fifalianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manana zavatra maro hosoratana aminareo aho, nefa tsy tiako hatao amin’ny taratasy sy ny ranomainty izany; fa manantena ho tonga atỳ aminareo aho ka hiteny mifanatrika mba ho tanteraka ny fifalianareo.
malagasy
Manana zavatra maro hosoratana aminareo aho, nefa tsy tiako hatao amin'ny taratasy sy ny ranomainty izany; fa manantena ho tonga atỳ aminareo aho ka hiteny mifanatrika, mba ho tanteraka ny fifalianareo.Ny zanaky ny rahavavinao voafidy manao veloma anao.