2 John 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanaky ny rahavavinao voafidy dia manao veloma anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao veloma anao ny zanaky ny rahavavinao voafidy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zanak’ilay rahavavinao, izay voafidin’Andriamanitra koa, dia manao veloma anao.
Malagasy Bible 1865
Ny zanaky ny rahavavinao voafidy manao veloma anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanaky ny rahavavinao voafidy dia manao veloma anao.
malagasy
Ny zanaky ny rahavavinao voafidy manao veloma anao.