2 John 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindrampo ary ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Zanaky ny Ray, amin’ny fahamarinana sy ny fitiavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho ao amintsika ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana, amin’ny fahamarinana sy ny fitiavana, avy amin’Andriamanitra Ray, sy i Jesoa Kristy Zanaky ny Ray!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homba antsika anie ny fahasoavana sy famindrampo amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy i Jesoa Kristy Zanaky ny Ray, noho isika vonton’ny hafatra marim-pototra sy ny fitiavana!
Malagasy Bible 1865
ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Zanaky ny Ray, amin'ny fahamarinana sy ny fitiavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindrampo ary ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy*, Zanaky ny Ray, amin’ny fahamarinana sy ny fitiavana.
malagasy
ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Zanaky ny Ray, amin'ny fahamarinana sy ny fitiavana.