2 John 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Faly indrindra aho satria misy hitako ny zanakao sasany mandeha amin’ny marina araka ny nandraisantsika didy tamin’ny Ray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faly dia faly aho, fa nahita ny zanakao sasany mandeha amin’ny fahamarinana, araka ny didy noraisintsika tamin’ny Ray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faly tokoa aho tamin’ny nahitako ny zanakao sasany miaina ny hafatra marim-pototra, araka ny didy noraisintsika tamin’ny Ray.
Malagasy Bible 1865
Faly indrindra aho, satria misy hitako ny zanakao sasany mandeha amin'ny fahamarinana araka ny nandraisantsika didy tamin'ny Ray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Faly indrindra aho satria misy hitako ny zanakao sasany mandeha amin’ny marina araka ny nandraisantsika didy tamin’ny Ray.
malagasy
Faly indrindra aho, satria misy hitako ny zanakao sasany mandeha amin'ny fahamarinana araka ny nandraisantsika didy tamin'ny Ray.