2 John 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mangataka aminao aho ankehitriny, tompokovavy, tsy toy ny manoratra didy vaovao aminao, fa ilay nananantsika hatramin’ny voalohany ihany, dia aoka hifankatia isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny mihanta aminao aho, Tompokovavy, - tsy toy ny manoratra didy vaovao aminao, fa ny efa azontsika hatramin’ny voalohany ihany - aoka hifankatia isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao no angatahiko aminao ankehitriny, ry Andriambavy: aoka hifankatia isika! Tsy hoe didy vaovao no soratako aminao fa ilay nananantsika hatramin’ny voalohany ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary mangataka aminao aho ankehitriny, tompokovavy, tsy toy ny manoratra didy vaovao aminao, fa ilay nananantsika hatramin'ny voalohany ihany, dia aoka hifankatia isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mangataka aminao aho ankehitriny, tompokovavy, tsy toy ny manoratra didy vaovao aminao, fa ilay nananantsika hatramin’ny voalohany ihany, dia aoka hifankatia isika.
malagasy
Ary mangataka aminao aho ankehitriny, tompokovavy, tsy toy ny manoratra didy vaovao aminao, fa ilay nananantsika hatramin'ny voalohany ihany, dia aoka hifankatia isika. [ Na: ry Kyria]