2 John 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no fitiavana dia ny handehanantsika araka ny didiny. Izany no didy, tahaka ny efa renareo hatramin’ny taloha ihany dia ny handehananareo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitiavana dia izao: ny mandeha araka ny didiny; ary ny didiny, araka ny renareo hatramin’ny voalohany, dia izao: ny mandeha amin’ny fitiavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao no fitiavana, dia ny hiainantsika araka ireo didin’Andriamanitra. Ny didy, araka ny efa renareo hatramin’ny voalohany, dia ny hiainanareo amin’ny fitiavana.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no fitiavana, dia ny handehanantsika araka ny didiny. Izany no didy, tahaka ny efa renareo hatramin'ny taloha ihany, dia ny handehananareo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no fitiavana dia ny handehanantsika araka ny didiny. Izany no didy, tahaka ny efa renareo hatramin’ny taloha ihany dia ny handehananareo aminy.
malagasy
Ary izao no fitiavana, dia ny handehanantsika araka ny didiny. Izany no didy, tahaka ny efa renareo hatramin'ny taloha ihany, dia ny handehananareo aminy.