2 John 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin’ny fampianaran’i Kristy dia tsy manana an’Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin’ny fampianarana dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra tafahoatra fa tsy mitoetra amin’ny fampianaran’i Kristy dia tsy manana an’Andriamanitra; fa izay mitoetra amin’ny fampianarana no manana ny Ray sy ny Zanaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra tsy mitoetra ao amin’ny fampianaran’i Kristy fa mihoa-pefy, dia tsy manana an’Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin’ny fampianaran’i Kristy no manana ny Ray sy ny Zanaka.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin'ny fampianaran'i Kristy, dia tsy manana an Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin'ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin’ny fampianaran’i Kristy dia tsy manana an’Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin’ny fampianarana dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka.
malagasy
Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin'ny fampianaran'i Kristy, dia tsy manana an Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin'ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka.