2 Kings 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa i Elia namaly ny mpifehy dimampolo hoe: Raha lehilahin’Andriamanitra tokoa aho dia aoka hisy afo milatsaka avy any an-danitra handevona anao sy ny dimampolo lahy fehezinao! Dia nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona azy mbamin’ny dimampolo lahy feheziny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no navalin’i Elia an’ity mpifehy dimampolo: «Raha olon’Andriamanitra aho, aoka hilatsaka avy any an-danitra ny afo handoro anao sy ny dimampolo fehinao.» Dia milatsaka avy any an-danitra ny afo nandoro azy io sy ny dimampolo fehiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Elià hoe: –Raha olon’Andriamanitra tokoa aho, dia aoka hisy afo hilatsaka avy any an-danitra handevona anao sy ny miaramila dimampolo fehezinao! Dia nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona ilay manamboninahitra sy ny miaramilany dimampolo.
Malagasy Bible 1865
Fa Elia namaly ka nanao tamin'ny mpifehy dimam-polo hoe: Raha lehilahin'Andriamanitra tokoa aho, dia aoka hisy afo milatsaka avy any an-danitra handevona anao sy ny dimam-polo fehinao. Ary dia nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona azy mbamin'ny dimam-polo fehiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa i Elia namaly ny mpifehy dimampolo hoe: Raha lehilahin’Andriamanitra tokoa aho dia aoka hisy afo milatsaka avy any an-danitra handevona anao sy ny dimampolo lahy fehezinao! Dia nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona azy mbamin’ny dimampolo lahy feheziny.
malagasy