2 Kings 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naniraka mpifehy dimampolo hafa, mbamin’ny dimampolo lahy feheziny ny mpanjaka, mba hankany aminy indray. Hoy izy tamin’i Elia: Ry lehilahin’Andriamanitra ô, izao no tenin’ny mpanjaka: Midìna haingana ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniraka mpifehy dimampolo hafa indray anefa ny mpanjaka, nomban’ny dimampolo fehiny. Ka dia niteny io mpifehy io nanao tamin’i Elia hoe: «Ry olon’Andriamanitra ô, midìna faingana ianao, hoy ny mpanjaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nalefan’ny mpanjaka indray ny manamboninahitra iray hafa miaraka amin’ny miaramila dimampolo hankany amin’i Elià. Dia nitenenan’ilay manamboninahitra izy hoe: –Ry olon’Andriamanitra, midîna faingana ianao, hoy ny mpanjaka!
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka mpifehy dimam-polo anankiray mbamin'ny dimam-polo fehiny hankany aminy koa ny mpanjaka. Dia niteny izy ka nanao taminy hoe: Ry lehilahin'Andriamanitra ô, midìna faingana ianao, antsoin'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naniraka mpifehy dimampolo hafa, mbamin’ny dimampolo lahy feheziny ny mpanjaka, mba hankany aminy indray. Hoy izy tamin’i Elia: Ry lehilahin’Andriamanitra ô, izao no tenin’ny mpanjaka: Midìna haingana ianao!
malagasy