2 Kings 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona ireo roa lahy mpifehy dimampolo ireo mbamin’ny dimampolo feheziny avy; fa ankehitriny, aoka kosa ho sarobidy eo imasonao ny aiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa efa nilatsaka ny afo avy any an-danitra sy nandoro azy roa lahy mpifehy dimampolo talohako, mbamin’ny dimampolo fehiny, fa ankehitriny kosa, aoka ho sarobidy eo imasonao ny aiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro fa efa nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra izay nandevona ireo manamboninahitra roa talohako mbamin’ny miaramila feheziny avy. Ankehitriny kosa mba tsimbino re ny aiko!
Malagasy Bible 1865
Indro, efa nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona ireo roa lahy mpifehy dimam-polo ireo mbamin'ny dimam-polo fehiny avy; fa aoka kosa ho zava-tsoa eo imasonao ny aiko ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona ireo roa lahy mpifehy dimampolo ireo mbamin’ny dimampolo feheziny avy; fa ankehitriny, aoka kosa ho sarobidy eo imasonao ny aiko!
malagasy
Indro, efa nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona ireo roa lahy mpifehy dimam-polo ireo mbamin'ny dimam-polo fehiny avy; fa aoka kosa ho zava-tsoa eo imasonao ny aiko ankehitriny.