2 Kings 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Ilay Anjelin’NY TOMPO tamin’i Elia: Midìna ihany ianao hiaraka aminy fa aza matahotra azy. Dia niainga i Elia ka nidina niaraka taminy ho any amin’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ilay Anjelin’i Iaveh tamin’i Elia: «Miaraha midina amin’io, ary aza matahotra eo anatrehany.» Koa niainga izy, ka niara-nidina taminy ho any amin’ny mpanjaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny anjeli n’ny TOMPO tamin’i Elià: –Midîna miaraka aminy, fa aza matahotra azy. Dia nidina niaraka tamin’ilay manamboninahitra ho any amin’ny mpanjaka i Elià,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Ilay Anjelin'i Jehovah tamin'i Elia: Midina ihany hiaraka aminy ianao; fa aza matahotra azy. Ary dia niainga izy ka nidina niaraka taminy ho any amin'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Ilay Anjelin’NY TOMPO* tamin’i Elia: Midìna ihany ianao hiaraka aminy fa aza matahotra azy. Dia niainga i Elia ka nidina niaraka taminy ho any amin’ny mpanjaka.
malagasy
Ary hoy Ilay Anjelin'i Jehovah tamin'i Elia: Midina ihany hiaraka aminy ianao; fa aza matahotra azy. Ary dia niainga izy ka nidina niaraka taminy ho any amin'ny mpanjaka.