2 Kings 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny tamin’i Elia tisbita Ilay Anjelin’NY TOMPO hoe: Miaingà, miakara hihaona amin’ny iraky ny mpanjakan’i Samaria ka lazao aminy hoe: Moa tsy misy Andriamanitra va eo amin’ny Israely no mandeha hanontany amin’i Baala-Zeboba, andriamanitr’i Ekrona, ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy kosa ny Anjelin’i Iaveh tamin’i Elia Tesbita: «Mitsangàna ianao, ka miakara hitsena ny iraky ny mpanjakan’i Samaria, dia izao no lazao amin’izy ireo: Moa ny tsy fisian’Andriamanitra any amin’i Israely va no andehananareo hanontany amin’i Beela-Zeboba andriamanitr’i Akarôna?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy kosa ny anjeli n’ny TOMPO tamin’i Elià avy any Tisbe: –Mandehana mihaona amin’ny iraky ny mpanjakan’i Samaria ka lazao izy hoe: «Moa tsy misy Andriamanitra ve any Israely no mandeha hanontany an’i Bahala-Zeboba andriamanitr’i Hekrôna ianareo?»
Malagasy Bible 1865
Ary Ilay Anjelin'i Jehovah niteny tamin'i Elia Tisbira hoe: Miaingà, miakara hihaona amin'ny iraky ny mpanjakan'i Samaria, ka manaova aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Moa ataonareo fa tsy misy Andriamanitra eo amin'ny Isiraely va, no mandeha hanontany amin'i Bala-zeboba, andriamanitr'i Ekrona, ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny tamin’i Elia tisbita Ilay Anjelin’NY TOMPO* hoe: Miaingà, miakara hihaona amin’ny iraky ny mpanjakan’i Samaria ka lazao aminy hoe: Moa tsy misy Andriamanitra va eo amin’ny Israely no mandeha hanontany amin’i Baala-Zeboba, andriamanitr’i Ekrona, ianareo?
malagasy