2 Kings 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO: Tsy hidina hiala amin’ny farafara izay niakaranao ianao fa ho faty tokoa. Dia lasa i Elia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, izao no lazain’i Iaveh: Tsy hidina hiala eo am-parafara niakaranao ianao fa ho faty tokoa.» Dia lasa i Elia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ampio koa hoe: «Izao no tenin’ny TOMPO ho an’ny mpanjakan’i Israely: ‹Tsy hiala eo am-parafara izay nandrianao intsony ianao, fa ho faty tokoa.› » Ary lasa i Elià nampita hafatra.
Malagasy Bible 1865
Koa noho izany dia tsy hidina hiala amin'ny farafara izay niakaranao ianao, fa ho faty tokoa. Ary dia lasa Elia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO: Tsy hidina hiala amin’ny farafara izay niakaranao ianao fa ho faty tokoa. Dia lasa i Elia.
malagasy
Koa noho izany dia tsy hidina hiala amin'ny farafara izay niakaranao ianao, fa ho faty tokoa. Ary dia lasa Elia.