2 Kings 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niverina tany amin’ny mpanjaka ny iraka dia hoy izy taminy: Nahoana re ianareo no niverina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niverina ho any amin’ny mpanjaka ireto irany, ka hoy izy tamin’izy ireo: «Fa nahoana no miverina ianareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina tany amin’ny mpanjaka ireto iraka. Rehefa nanontany ny anton’ny niverenany kosa i Ahazià, dia novaliany hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia niverina tany amin'ny mpanjaka ny iraka, ka hoy izy taminy: Nahoana re no niverina ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niverina tany amin’ny mpanjaka ny iraka dia hoy izy taminy: Nahoana re ianareo no niverina?
malagasy
Dia niverina tany amin'ny mpanjaka ny iraka, ka hoy izy taminy: Nahoana re no niverina ianareo?