2 Kings 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Ahazia taminy: Lehilahy toy inona izany lehilahy niakatra nitsena anareo izany, izay nilaza izany teny izany taminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Okoziasa tamin’izy ireo: «Manao ahoana no endriky ny lehilahy izay niakatra nitsena anareo izay, sy nilaza izany teny izany taminareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’ireo: –Fa manao ahoana izay lehilahy tonga nitsena anareo izay ka nilaza izany teny izany taminareo?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Lehilahy toy inona izay niakatra nitsena anareo izay ka nilaza izany teny izany taminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Ahazia taminy: Lehilahy toy inona izany lehilahy niakatra nitsena anareo izany, izay nilaza izany teny izany taminareo?
malagasy
Ary hoy izy taminy: Lehilahy toy inona izay niakatra nitsena anareo izay ka nilaza izany teny izany taminareo?