2 Kings 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ireo taminy: Lehilahy mitafy volom-biby sady manao fehikibo hoditra. Dia hoy i Ahazia: I Elia tisbita izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy ireo: «Lehilahy voloina izay izy, ary nisy fehin-kibo hoditra tamin’ny valahany.» Dia hoy i Okoziasa: «I Elia Tesbita izay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany hoe: –Manao akanjo volom-biby sy fehikibo hoditra izy. Dia hoy ny mpanjaka: –I Elià avy any Tisbe izay!
Malagasy Bible 1865
Ary ireo namaly azy hoe: Lehilahy mitafy volom-biby izy, sady nisy fehin-kibo hoditra tamin'ny valahany. Dia hoy izy: Elia Tisbita izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ireo taminy: Lehilahy mitafy volom-biby sady manao fehikibo hoditra. Dia hoy i Ahazia: I Elia tisbita izany!
malagasy
Ary ireo namaly azy hoe: Lehilahy mitafy volom-biby izy, sady nisy fehin-kibo hoditra tamin'ny valahany. Dia hoy izy: Elia Tisbita izay.