2 Kings 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga izy ka nankany Samaria. Teny an-dalana, tany Bety-Ekedan’ny Mpiandry ondry izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia nitsangana izy ary niainga nankany Samaria. Nony mby teo amin’ny trano anankiray fivorian’ny mpiandry ondry teny an-dalana izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy teo dia lasa nankany Samaria i Jehò; ary nony tonga tany Bety-Hekeda toeram-pihaonan’ny mpiandry ondry izy,
Malagasy Bible 1865
Dia niainga izy ka nankany Samaria. Ary nony mby tany an-trano fivorian 'ny mpiandry ondry tany an-dalana Jeho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga izy ka nankany Samaria. Teny an-dalana, tany Bety-Ekedan’ny Mpiandry ondry izy
malagasy
Dia niainga izy ka nankany Samaria. Ary nony mby tany an-trano fivorian'ny mpiandry ondry tany an-dalana Jeho,[Na: Bet-ekda]