2 Kings 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
no nifanena tamin’ny rahalahin’i Ahazia, mpanjakan’ny Joda ka niteny hoe: Iza ange ianareo? Dia hoy ireo hoe: Rahalahin’i Ahazia izahay ary midina atỳ mba hamangy ny zanakalahin’ny mpanjaka sy ny zanakalahin’ny andriambavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nahita ireo rahalahin’i Okoziasa i Jehò ka nanao hoe: «Iza ianareo?» Ary hoy ny navalin’ireo: «Rahalahin’i Okoziasa izahay, ary midina hamangy ny zanaka lahin’ny mpanjaka, sy ny zanaka lahin’ny andriambavy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nifanena tamin’ireo rahalahin’i Ahazià mpanjakan’i Joda, ka nanontany azy hoe: –Fa iza ange ianareo? Ary hoy ny navaliny: –Rahalahin’i Ahazià izahay, ka tonga mba hamangy ireo zanakalahin’i Jezebela mpanjakavavy sy ny hafa rehetra taranaky ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
dia nifanena amin'ny rahalahin'i Ahazia, mpanjakan'ny Joda, izy ka nanao hoe: Iza ange ianareo? Ary izy ireo namaly hoe: Rahalahin'i Ahazia izahay ary midìna mba hamangy ny zanakalahin'ny mpanjaka sy ny zanakalahin'ny andriambavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
no nifanena tamin’ny rahalahin’i Ahazia, mpanjakan’ny Joda ka niteny hoe: Iza ange ianareo? Dia hoy ireo hoe: Rahalahin’i Ahazia izahay ary midina atỳ mba hamangy ny zanakalahin’ny mpanjaka sy ny zanakalahin’ny andriambavy.
malagasy