2 Kings 10:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jeho: Andeha hiaraka amiko ka ho hitanao ny zotom-poko ho an’NY TOMPO. Dia noentiny niaraka taminy tamin’ny kalesy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Andeha hiaraka amiko, ary ho hitanao ny zotom-poko ho an’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nilazany hoe: –Andeha hiaraka amiko fa hahita ny hafanampoko amin’ny fanompoana ny TOMPO ianao. Dia nentiny tamin’ny kalesiny izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jeho: Andeha hiaraka amiko, ka izahao ny zotom-poko ho an'i Jehovah. Dia nentina teo amin'ny kalesy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jeho: Andeha hiaraka amiko ka ho hitanao ny zotom-poko ho an’NY TOMPO. Dia noentiny niaraka taminy tamin’ny kalesy izy.
malagasy
Ary hoy Jeho: Andeha hiaraka amiko, ka izahao ny zotom-poko ho an'i Jehovah. Dia nentina teo amin'ny kalesy izy.