2 Kings 10:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namory ny vahoaka rehetra indray i Jeho ka niteny taminy hoe: I Ahaba nanompo ny Baala kelikely ihany, fa i Jeho dia hanompo azy fatratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa izany, nivorin’i Jehò ny vahoaka rehetra, ka hoy izy taminy: «Kely no nanompoan’i Akaba an’i Baala, fa fatratra no hanompoan’i Jehò azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary novorin’i Jehò ny mponina rehetra tao Samaria ka nilazany hoe: –Mba nanompo an’i Bahala kelikely ihany i Ahaba, fa izaho Jehò no hanompo azy fatratra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jeho namory ny vahoaka rehetra ka nanao taminy hoe: Ahaba nanompo an'i Bala kelikely ihany, fa Jeho no hanompo azy fatratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namory ny vahoaka rehetra indray i Jeho ka niteny taminy hoe: I Ahaba nanompo ny Baala* kelikely ihany, fa i Jeho dia hanompo azy fatratra.
malagasy
Ary Jeho namory ny vahoaka rehetra ka nanao taminy hoe: Ahaba nanompo an'i Bala kelikely ihany, fa Jeho no hanompo azy fatratra.