2 Kings 10:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga any aminareo ity taratasy ity, satria eo aminareo ireo zanakalahin’ny tomponareo ary ao aminareo koa ny kalesy fitondra miady, ny soavaly, ny tanàna mimanda ary ny fiadiana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha vao tonga atỳ aminareo ity taratasy ity, - satria mbola eo aminareo ny zanaky ny tomponareo, eo aminareo koa ny kalesy aman-tsoavaly mbamin’ny tanàna mimanda sy ny fiadiana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Eo aminareo ny taranaky ny tomponareo sy ny kalesy aman-tsoavaly ary ny fiadiana; sady tanànamimanda no onenanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tonga atỳ aminareo ity taratasy ity (fa ao aminareo ny zanakalahin'ny tomponareo, ary ao aminareo ny kalesy sy ny soavaly sy ny tanàna mimanda ary ny fiadiana),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga any aminareo ity taratasy ity, satria eo aminareo ireo zanakalahin’ny tomponareo ary ao aminareo koa ny kalesy fitondra miady, ny soavaly, ny tanàna mimanda ary ny fiadiana,
malagasy
Ary raha tonga atỳ aminareo ity taratasy ity (fa ao aminareo ny zanakalahin'ny tomponareo, ary ao aminareo ny kalesy sy ny soavaly sy ny tanàna mimanda ary ny fiadiana),