2 Kings 10:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jeho: Manokàna fivoriana masina ho an’ny Baala. Dia niantso fivoriana ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Lazao ampahibemaso fa hisy fivoriana manetriketrika hankalazana an’i Baala.» Dia nolazaina ampahibemaso izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jehò: –Aoka hisy fivoriana manokana hankalazana an’i Bahala! Dia natao ny fiantsoana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jeho: Manendre fivoriana masina ho an'i Bala. Koa dia nanendry andro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jeho: Manokàna fivoriana masina ho an’ny Baala. Dia niantso fivoriana ireo.
malagasy
Ary hoy Jeho: Manendre fivoriana masina ho an'i Bala. Koa dia nanendry andro izy.[Heb. Manamasina][Heb. nanamasina]