2 Kings 10:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Jeho tamin’ny mpitahiry ny fitafiana: Amoahy fitafiana ny mpanompon’ny Baala rehetra. Dia navoakany ny fitafiana hanaovany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jehò tamin’ny mpiambina ny trano fitahirizana akanjo: «Amoahy akanjo avokoa ny mpanompon’i Baala rehetra.» Dia namoaka akanjo ho azy ireo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jehò tamin’ny mpitahiry ny fanamiana: –Amoahy fanamiana avokoa ireo mpivavaka amin’i Bahala. Dia namoaka fanamiana ho azy izy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jeho tamin'ny mpitahiry ny fitafiana: Amoahy fitafiana ny mpanompon'i Bala rehetra. Ary dia namoaka ny fitafiana ho azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Jeho tamin’ny mpitahiry ny fitafiana: Amoahy fitafiana ny mpanompon’ny Baala rehetra. Dia navoakany ny fitafiana hanaovany.
malagasy
Dia hoy Jeho tamin'ny mpitahiry ny fitafiana: Amoahy fitafiana ny mpanompon'i Bala rehetra. Ary dia namoaka ny fitafiana ho azy izy.