2 Kings 10:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia navoakany ny tsangambato izay tao amin’ny tempolin’ny Baala ka natsipiny tao anaty afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka navoakany nodorana ny tsangam-bato tao an-tranon’i Baala,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navoakany avokoa ny andry hazo tao amin’io tempoly io ka nodorany,
Malagasy Bible 1865
Ary namoaka ny orin-kazo izay tao an-tranon'i Bala izy ka nandoro ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia navoakany ny tsangambato izay tao amin’ny tempolin’ny Baala ka natsipiny tao anaty afo.
malagasy
Ary namoaka ny orin-kazo izay tao an-tranon'i Bala izy ka nandoro ireny.