2 Kings 10:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nopotehiny koa ny tsangambaton’ny Baala sy ny tempoliny ka nataony trano fivoahana mandraka androany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nomontsamontsaniny ny tsangam-baton’i Baala ary nazerany koa ny tranon’i Baala ka nataony trano fivoahana ka mbola tao mandrak’androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nomontsaniny ny tsangambaton’i Bahala; noravany koa ilay tempoly ary lasa toerana nanaovana trano fivoahana izay mbola fampiasa mandraka ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Ary nandrava ny tsangam-baton'i Bala sy ny tranony izy, ary dia nataony trano fivoahana mandraka androany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nopotehiny koa ny tsangambaton’ny Baala sy ny tempoliny ka nataony trano fivoahana mandraka androany izany.
malagasy
Ary nandrava ny tsangam-baton'i Bala sy ny tranony izy, ary dia nataony trano fivoahana mandraka androany izany.