2 Kings 10:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no nandravan’i Jeho ny Baala tsy ho amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofongoran’i Jehò ao amin’i Israely i Baala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no namongoran’i Jehò tsy ho eo amin’i Israely intsony ny fivavahana amin’i Bahala.
Malagasy Bible 1865
Toy izany no nandravan'i Jeho an'i Bala tsy ho amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no nandravan’i Jeho ny Baala* tsy ho amin’ny Israely.
malagasy
Toy izany no nandravan'i Jeho an'i Bala tsy ho amin'ny Isiraely.