2 Kings 10:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na izany aza i Jeho dia tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely, dia tamin’ireo ombilahy kely volamena izay tao Betela sy Dana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa tsy niviliany nialany ny fahotan’i Jerôbôama zanak’i Nabata izay nampanota an’i Israely, na ny zanak’omby volamena izay tao Betela sy ao Dana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy tsy nialan’i Jehò ny fahotana izay nitarihan’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata ireo Israelita, dia ny fivavahana amin’ny ombilahikely volamena tao Betela sy tao Dana.
Malagasy Bible 1865
Nefa Jeho tsy dia niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely, dia tamin'ireo ombilahy kely volamena izay tao Betela sy Dana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na izany aza i Jeho dia tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely, dia tamin’ireo ombilahy kely volamena izay tao Betela sy Dana.
malagasy
Nefa Jeho tsy dia niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely, dia tamin'ireo ombilahy kely volamena izay tao Betela sy Dana.