2 Kings 10:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia zahao izay tsara sy mendrika indrindra amin’ny zanakalahin’ny tomponareo ary apetraho amin’ny sezafiandrianan’ny rainy izy ka miadia ary ho an’ny mpianakavin’ny tomponareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia zahao izay tsara sy mety indrindra amin’ny zanaky ny tomponareo ka apetraho ao amin’ny seza fiandrianan-drainy, ary miadia ho an’ny tranon’ny tomponareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vantany vao voarainareo ity taratasy ity, dia jereo izay tsara sy mendrika indrindra amin’ny fianakavian’ny tomponareo ka apetraho eo amin’ny sezafiandrianan-drainy, ary miadia ho an’ny fianakavian’ny tomponareo.»
Malagasy Bible 1865
dia izahao izay tsara sy mendrika indrindra amin'ny zanakalahin'ny tomponareo, ary apetraho amin'ny seza fiandrianan-drainy izy, ka miadia ary ho an'ny mpianakavin'ny tomponareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia zahao izay tsara sy mendrika indrindra amin’ny zanakalahin’ny tomponareo ary apetraho amin’ny sezafiandrianan’ny rainy izy ka miadia ary ho an’ny mpianakavin’ny tomponareo!
malagasy
dia izahao izay tsara sy mendrika indrindra amin'ny zanakalahin'ny tomponareo, ary apetraho amin'ny seza fiandrianan-drainy izy, ka miadia ary ho an'ny mpianakavin'ny tomponareo.