2 Kings 10:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa i Jeho dia tsy nitandrina mba handeha amin’ny lalan’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, tamin’ny fony manontolo; tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama izay nampanotany ny Israely izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy notandreman’i Jehò anefa ny handeha amin’ny fony rehetra araka ny lalàn’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, fa tsy niala tamin’ny fahotan’i Jerôbôama izay nampanota an’i Israely izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy notandreman’i Jehò akory anefa ny handeha araka ny lalànan’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely amin’ny fony manontolo, fa tsy nialany akory ny fahotana izay nitarihan’i Jerôbohama an’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Nefa Jeho tsy nitandrina handeha amin'ny lalàn'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, amin'ny fony rehetra; fa tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama izay nampanotany ny Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa i Jeho dia tsy nitandrina mba handeha amin’ny lalan’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, tamin’ny fony manontolo; tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama izay nampanotany ny Israely izy.
malagasy
Nefa Jeho tsy nitandrina handeha amin'ny lalàn'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, amin'ny fony rehetra; fa tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama izay nampanotany ny Isiraely izy.